Teny iditra mitsivetraka (tsivetraka (vetraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka, mametraka ny tenany hisonanina amim-piadanana: Iza ange io Rangahy mitsivetraka amin' ny sezabe io? [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsivetraka
nitsivetraka
hitsivetraka
mitsivetràha

2013/05/29