|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsoaka
Fototeny  2  tsoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miala amin' izay nisy azy: Nitsoaka ny tongo-databatra fa tsy voapetaka tsara ~ Nitsoaka tamin' ny raharahany izy
Nandositra: Lasa nitsoaka any alatrano Ikoto fa natahotra ny ho voakapoka
Mivadika amin' ny teny nataony: Tsy fanao mihitsy ny mitsoaka ny teny efa nomena
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to slip out of place; to pull out of place or out of a hole or socket
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se déboîter, sortir d'un trou, etc.; se retirer
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  mitsoaka
Fototeny  14  tsoaka
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.78] [Tambahoaka] mandova, mandimby

Fivaditsoratra  17  atakosim, atsaikom, itsakoam, kamaitso, kimaotsa, masôkita, matokisa, matsioka, mitosaka, mitsakoa, mitsaoka, mitsoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21