Teny iditra | 1 mitsofoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miditra ao anatin' ny...: Nitsofoka tamin' io trano io izy Misisika: Nitsofoka tao ampovoan' ny vahoaka ilay mpangalatra dia tsy hita intsony izay nalehany Miditra, mitsabaka: Aza mba mitsofoka amin' io raharaha io ianao sao ho sahirana 4 [1.13] miditra lalina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] pénétrer, s'introduire |
Ohatra |
6 [2.471] Tsy sahy nitsofoka elakela-trano loatra izahay roa lahy fa malaza ho tia tsatok' antsy ny Somaliana. 7 [2.472] Izay tsy te hanao izany, dia mitsofoka haingana any an-trano, na mandositra lavitra nylalana raha any an-tsaha. |
Fototeny | 8 tsofoka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mitsofoka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |