|
|
|
|

Teny iditra1  mitsofotra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tsofotra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Milentika, maty, misoka (masoandro): Nitsofotra tamin' ny enina androany ny masoandro
Milentika ao anaty rano

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29