Teny iditra mitsolotsolotra (tsolotsolotra (tsolotra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandroso sy mihemotra miverimberina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsolotsolotra
nitsolotsolotra
hitsolotsolotra

2013/05/29