Teny iditra | 1 mitsongitike |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
mitsoriaka, tsy tra-maso, mikipy, miporitsaka: Mitsongitika añaty akata añe iñy voalavo be iñy (nitsoriaka any anaty ahitra any iny voalavo be iny) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |