Teny iditra mitsopaka (tsopaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milentika, miditra lalina: Heno nitsopaka tany anaty nofo ny benitra
¶ Mandroso miditra, mitsapaka: Eto amin' ity toerana ity, ny tany dia mitsopaka anatin' ny ranomasina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsopaka
nitsopaka
hitsopaka

2010/05/14