|
|
|
|

Teny iditra1  mitsoritsaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mikodiadia, miporitsaka: Rota ny paosiko, mitsoritsaka tatoheke ny ariary roake
Tovy hevitra  4  mitsorotsaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10