Teny iditra mitsoroaka (tsoroaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maniry tsimoka nataroka lava mahitsy: Efa mitsoroaka ity hazo iray ity
¶ Mitombo mihalava: Mitsoroaka ity zaza ity izany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsoroaka
nitsoroaka
hitsoroaka

2010/05/14