|
|
|
|

Teny iditra1  mitsoroaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tsoroaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Maniry tsimoka nataroka lava mahitsy: Efa mitsoroaka ity hazo iray ity
Mitombo mihalava: Mitsoroaka ity zaza ity izany

Fivaditsoratra  8  akamositro, amotsirako, mitsoroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29