Teny iditra mitsorofoka (tsorofoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manitsy miditra tampoka, tsy miera na milaza mialoha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsorofoka
nitsorofoka
hitsorofoka
mitsorofoha

2010/05/14