Teny iditra mitsororika (tsororika)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Lava manify mikiraviravy hilatsaka: Mitsororika ny ravin' ny hazomalahelo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitsororika
nitsororika
hitsororika

2013/05/29