|
|
|
|

Teny iditra1  mitsovaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Main-javatra mahamay ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo: Nitsovaka ny tongony nirarahan' ny ro mangotraka
Fototeny  4  tsovaka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11