|
|
|
|

Teny iditra1  mivahavaha
Fototeny  2  vahavaha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy tena mivaha, na mivaha matetika
Enti-milaza lamba efa tonta ka mitsoaka na miala amin' ny toerany ny kofehy
Trotraka izaitsizy: Mivahavahabe ihany izany taolako izany [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12