|
|
|
|

Teny iditra1  mivahovaho
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  vahovaho
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Mihararetra: Mivahovaho mafy ity mahantra ity ka asa na reraka na mangatsiaka
Miambakambaka, miakanakana, mivakavaka, miambatrambatra: Nivahovaho aoka izany erỳ izy raha nandahateny tamin' ny vahoaka
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3] trembler, parler difficilement

Fivaditsoratra  9  mivahovaho, vohavohaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29