Teny iditra | mivaivay (vaivay (vay)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mena midorehitra; menan' ny hatezerana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To burn fiercely, to glow with heat [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être incandesscent, être chauffé au rouge [1.8] | ||||||
Ohatra | Mbola nivaivay ny vainafo teo am-patana, na dia tsy nirehitra intsony aza ny afo
[2.324] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mivaivay io | ||||||
Fivaditsoratra | mivaivay, miviavia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |