Teny iditra mivalaketraka (valaketraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipetraka tsy misy ahiahy
Mivarahontsana, tsy mahahetsika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivalaketraka
Ny lasa : nivalaketraka
Ny hoavy : hivalaketraka
Tovy hevitra mivalahetraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05