|
|
|
|

Teny iditra1  mivalam-peo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy mahazo feon-kira rehefa mihira fa midina (mivalana) any amin' izay tsy izy
Singan-teny  4  mivalana, feo

Fivaditsoratra  5  ampiveloma, mivalam-peo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21