Teny iditra | 1 mivalan-drivotra |
Singan-teny | 2 mivalana, rivotra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 teny mihajahaja kokoa ilazana ny hoe mangetotra (mamoaka rivotra amin' ny vava fivalanana [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |