Teny iditra (1/2) | 1 mivalo |
Fototeny | 2 valo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mizara valo: Tokony hivalo ilay tanimbary vala be |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to divide into eight |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] être partagé en huit |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mivalo |
Fototeny | 13 valo |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] Mifona, mibaboka amin' ny fahadisoana ary milaza fa tsy hanao intsony; mibebaka: Namindrany fo ilay jiolahy nivalo |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] se repentir, demander pardon, s'excuser |
Ohatra |
17 Vavan'Andriamampandry izany, Andriamasinavalona, fa mivalo izahay! [2.298] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 23 malovy, mavoly, milavo, mivalo, mivola, valoim, voalim, volaim |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |