|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivanìka
Fototeny  2  vanika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Miseho (nify)
5  Mampiseho nify fa voa ka hany hery ny nify no haseho toa mihomehy foana: Tratra ny anao lahy ka hany heriny nivanika fotsiny
6  Mampiseho nify noho ny hatezerana
7  Reraka mafy dia mafy: Nivanika izy niditra ny trano fa lampan' ny hanoanana sy main' ny hetaheta, hono [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mivanikà
Fototeny  13  vanìka
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivanìka
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  18  mikavina, mivanikà, mivanìka, mikavina, mivanikà, mivanìka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20