|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivanivany
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  vanivany
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mihomehy na mitsiky somary maneso kely

Teny iditra (2/2)9  mivañivañy
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Tanosy] mitsiky

Fivaditsoratra  12  mivanivany, mivañivañy, vinavinaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10