|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivantana
Fototeny  2  vantana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandeha mahitsy avy hatrany: Mivantàna ao amin-dRakoto rehefa tonga any Toamasina ianao
Mandeha tsy misy mitana: Nivantana tany an-tani-mananasy ny bisikiletako ka naratra ny tongotra aman-tanako
Miteny tsy misy fitsimbitsimbinana rehefa milaza zavatra na dia ilaina aza izany (matetika ny teny verindroa "mivantambantana" no ampiasaina amin' ity hevitra ity): Mivantambantana koa Rangahy iny rehefa miteny
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)16  mivantàna
Fototeny  17  vantana
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivantana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.3]

Fivaditsoratra  21  ivantanam, manintava, mavintana, mivantàna, mivantana, nitavanam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08