Teny iditra mivantotra (vantotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] mitovo, manao toetran'ny tsy manambady [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] tsy manambady, tokantena: mivantotra tsy mba maty rafoja (mpitovo tsy mba maty rafozana) [Rakotosaona 1972]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/04/01