|
|
|
|

Teny iditra1  mivaratsatsake
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] miparitaka, misavoritaka, mikorontana: Mivaratsatsake dia koa songon-dambo (mikorontana toa tranon-kisoa)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07