Teny iditra | 1 mivareraka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (fitafiana) Miborotsaka mirefarefa: Trotraka aoka izany angamba izy ka ny lambany avy no mivareraha tsy voasampiny intsony Miboretaka kivy sy ketraka: Nivareraka izy raha vao nahare ny fahasimban' ny famboleny tamin' ny havandra |
Fototeny | 4 vareraka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |