Teny iditra (1/2) | 1 mivarina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony |
Fototeny | 4 varina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mivarina io |
Teny iditra (2/2) | 12 mivarìna |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivarina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fototeny | 16 varina |
Fivaditsoratra | 17 ivarinam, miravina, mivarina, mivarìna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/21 |
![]() |