Teny iditra mivarirotra (varirotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifendrotra, mifandrirotra: Mivarirotra ny molony fa reraha izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivarirotra
Ny lasa : nivarirotra
Ny hoavy : hivarirotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05