Teny iditra mivaroraka (varoraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miboraka sy mivaha: Mivaroraka ny pataloan' io zaza io
Vaky ka miely miparitaka: Mivaroraka ny tsinain' ilay alika voahitsahy ny aotomobilina
Kivy ka very hevitra: Nivaroraka izy nahare izany vaovao ratsy izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivaroraka
Ny lasa : nivaroraka
Ny hoavy : hivaroraka
Filaza mandidy : mivaroraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05