|
|
|
|

Teny iditra1  mivarotra ambongadiny
Singan-teny  2  mivarotra, ambongadiny
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy mivarotra afa-tsy betsaka ihany fa tsy mivarotra kely na vitsy (mifanohitra amin' ny mivarotra antsinjarany): Omeo kely siramamy lasiroa aho, tompoko. -- Mpivarotra ambongadiny aho ka tsy mivarotra latsaka ny iray gony

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07