|
|
|
|

Teny iditra1  mivatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitondra vatra na vanditra avy amin' ny kapoka nahazo ny tena na ny tady namatorana ny tena
Fototeny  4  vatra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  avitram, mivatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21