Teny iditra mivazivazy (vazivazy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihomehy, milalao, mananihany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to joke, to amuse oneself [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   plaisanter, s'amuser [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mivazivazy
nivazivazy
hivazivazy
mivazivazia

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/25