Teny iditra mive
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] mivoy [Rakotosaona 1975]
  [Bara] mirona, mihilana, mievona, mivoy [Rakotosaona 1975]

Teny iditra mive (ve)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] miverina [Rakotosaona 1975]

Teny iditra mive
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka, Tanosy] mievina [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31