|
|
|
|

Teny iditra1  mivelona
Fototeny  2  velona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina
Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to live by something; to live in a certain condition
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon
Ohatra  7  Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny". [2.471]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mivelona io

Fivaditsoratra  13  iveloman, milevona, mivelona, niveloma, velomina, volameny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21