|
|
|
|

Teny iditra1  mively
Fototeny  2  vely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Bara] mikapoka, mamely
5  [1.78] [Sihanaka] mikapoka
6  [1.1] Mikapoka (vary) mba hampihintsana ny voany: Mivety vary any am-pamoloana any ny olona
Mampaneno: Mively langorony ny ankizy.
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.7] to beat a drum; to thresh rice; to forge iron
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] battre le tambour : battre le riz; forger le fer
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny mively io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11