Teny iditra mively ba (vely, ba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy manamarika ny ban-kira amin' ny tehina kely izay entina hanoritana tsipika roa na telo na efatra [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/11/07