Teny iditra | mivena (vena) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mirona, miraika, mitongilana: Tohano avy etsy atsimo io latabatra io famivena Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy mivena amin' izany isika na dia kely aza [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | mivena | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Mievina [1.78] | ||||||
Fivaditsoratra | mañevy, mivena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |