|
|
|
|

Teny iditra1  mivenavena
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Misokatra makadiry, mitanatana
Mitaraikiraiky, mitahontahona: Ity zaza ity hoa mivenavena
Fototeny  4  venavena
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  ivenavenam, mivenavena

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21