|
|
|
|

Teny iditra1  miveravera
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  veravera
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Mitsikera, mivohavoha
(akanjo) Mivaroradroraka: Miveravera ny akanjonao izany ka amboary tsara
Mivozavoza, mitavozavoza, mitahontahona: Miveravera koa izany raha zazavavy!

Fivaditsoratra  8  iveraveram, miveravera, veraveraim

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29