|
|
|
|

Teny iditra1  miverin-tsaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona be taona tsy mahafantatra izay tokony hatao intsony fa efa sahala amin' ny zazakely indray
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.415#1840] Tomber dans l' enfance : l' intelligence retourne à son premier état
Singan-teny  5  miverina, saina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07