|
|
|
|

Teny iditra1  mivezina
Fototeny  2  vezina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mirona, miverina amin' ny toerany teo aloha indray: Nahavariana mihitsy ny nahita ny hazo maniry nivezina taorian' ny fandalovan' ny rivotra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11