Teny iditra mivihivihy (vihivihy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mangovitra, mipararetra noho ny hatsiaka: Omeo akanjo haingana io zaza vao avy nampandroina io fa mivihivihy erỳ ity izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivihivihy
Ny lasa : nivihivihy
Ny hoavy : hivihivihy

Teny iditra mivihivihy (vihivihy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Mibanjina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05