Teny iditra | mivikiviky (vikiviky) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mamindra mailamailaka amim-paharisihana; manao dia maika: Nivikiviky erỳ i Balita kely nandeha nianatra [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
[Tambahoaka] mavitrika [Rakotosaona 1975] | |||||||||||||||||
Fandikana frantsay | aller lestement, rondement [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |