Teny iditra | 1 mivikiviky |
Fototeny | 2 vikiviky |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamindra mailamailaka amim-paharisihana; manao dia maika: Nivikiviky erỳ i Balita kely nandeha nianatra 5 [1.78] [Tambahoaka] mavitrika |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] aller lestement, rondement |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |