Teny iditra | 1 mivindina |
Fototeny | 2 vindina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mivonto, mibontana (vokatry ny kapoka na voadonan-javatra na nokaikerim-biby): Nivindina ny molony nokaikerin' ny tantely |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mivindina io |
Fivaditsoratra | 9 ivindinam, mivindina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |