Teny iditra mivioka (vioka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsoriaka, midify, mandositra: Nivioka ilay mpangalatra ka tsy tratran' ny fokonolona [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mivioka
nivioka
hivioka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31