Teny iditra (1/2) | 1 miviona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lasa mihodivitra, mibolidy; mibirioka |
Fototeny | 4 viona |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 mivioña |
Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Sihanaka, Tanala]
mivaona, maneno toy ny renitantely mandalo na miserana |
Fivaditsoratra | 11 ivionam, mavoiny, miviona, mivioña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |