Teny iditra | miviona (viona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lasa mihodivitra, mibolidy; mibirioka [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | mivioña | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Tanala] Mivaona, maneno toy ny renitantely mandalo na miserana [1.78] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |