Teny iditra (1/2) | 1 mivizana |
Fototeny | 2 vizana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao vizana, reraka, trotraka, mitsemboka: Izaho ve no nivizana taminy ka olon-kafa no hioty soa aminy nony lehibe izy! |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mivizàna |
Fototeny | 10 vizana |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivizana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fivaditsoratra | 14 ivazinam, ivizanam, mivazìna, mivazina, mivizàna, mivizana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |