| Teny iditra | 1 mivoaboaka |
| Fototeny | 2 voaboaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Raha efa nifampiarahaba sy nifanantsafa indray, dia nitsangana ilay mpamangy hoe hivoaboaka kely.
[2.298#23]
5 Izy mianaka tsy mivoaboaka, ny tovolahy tsy misy mihelingelina. [2.499#69] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|